<-
->

2Sm / 2Sam 21:15 Moreover the Philistines had yet war again with Israel; and David went down, and his servants with him, and fought against the Philistines: and David waxed faint. Ary niady indray ny Filistina sy ny Isiraely; ary Davida sy ny mpanompony izay nanaraka azy dia nidina ka niady tamin' ny Filistina, ary reraka Davida. Nisy adin' ny Filistina sy Israely indray, ary mba nidina niaraka tamin' ny mpanompony Davida ary niady tamin' ny Filistina izy ireo; kanjo trotraka Davida. Il y eut encore une guerre des Philistins contre Israël. David descendit avec sa garde. Ils combattirent les Philistins, et David était fatigué.