<-
->

2Sm / 2Sam 2:5 And David sent messengers unto the men of Jabeshgilead, and said unto them, Blessed be ye of the Lord, that ye have shewed this kindness unto your lord, even unto Saul, and have buried him. Ary Davida dia naniraka olona hankany amin' ny mponina any Jabesi-gileada hanao aminy hoe: Hotahin' i Jehovah anie ianareo noho ny soa nataonareo tamin' i Saoly tomponareo tamin' ny nandevenanareo azy. Ka dia nandefa iraka ho any amin' ny olona any Jabesa any Galaada Davida hilaza aminy hoe: Ho tahin' ny Tompo anie hianareo, noho ny nanefanareo izany adidim-pitiavana izany tamin' i Saola tomponareo, dia tamin' ny nandevenanareo azy. Alors David envoya des messagers aux gens de Yabesh et leur fit dire : " Soyez bénis de Yahvé pour avoir accompli cette oeuvre de miséricorde envers Saül votre seigneur et pour l' avoir enseveli.