<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 2:13 | And |
Ary Joaba, zanak' i Zeroia, sy ny mpanompon' i Davida nivoaka ka nihaona tamin' ireo teo amoron' ny kamory tao Gibeona; ary samy nipetraka teo amin' ny lafin' ny kamory avy izy. | Niainga Joaba zanak' i Sarvia, mbamin' ny mpanompon' i Davida, ka tafahoana teo amoron' ny kamorin' i Gabaona izy ireo; ny iray niorin-dasy teo amin' ny lafin' ny kamory anankiray, ny iray kosa tao amin' ny lafiny anankiray hafa. |