<-
->

2Sm / 2Sam 19:23 Therefore the king said unto Shimei, Thou shalt not die. And the king sware unto him. Dia hoy Davida: Moa mifaninona akory izaho sy ianareo, ry zanak' i Zeroia, no tonga mpanohitra ahy ianareo anio? Tokony hisy olona hatao maty va eto amin' ny Isiraely izao? Fa moa tsy fantatra va fa izaho no mpanjakan' ny Isiraely anio? Fa hoy Davida: Moa manan-draharaha aminareo va aho, ry zanak' i Sarvia, no milatsaka ho mpanohitra ahy hianareo anio? Amin' ity andro ity ve ka hisy olona hovonoina eto amin' Israely? Moa tsy fantatro va fa tonga mpanjaka amin' Israely aho anio? Mais David dit : " Qu' ai-je à faire avec vous, fils de Çeruya, pour que vous deveniez aujourd' hui mes adversaires ? Quelqu' un pourrait-il aujourd' hui être mis à mort en Israël ? N' ai-je pas l' assurance qu' aujourd' hui je suis roi sur Israël ? "