<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 18:9 | And |
Ary Absaloma nifanehatra tamin' ny mpanompon' i Davida. Ary nitaingina ampondra izy, ary ny ampondra nandeha teo ambanin' ny rantsan-kazo mikirindro tamin' ny hazo terebinta, ka voahazon' ny hazo terebinta ny lohan' i Absaloma, ka dia nikiraviravy teo anelanelan' ny lanitra sy ny tany izy; fa lasa ny ampondra nitaingenany. | Sendra teo anoloan' ny mpanompon' i Davida Absaloma. Nitaingina mole Absaloma ary nitsofoka tao anatin' ny rantsan' ny terebinta ny lohany, dia tafahantona teo anelanelan' ny lanitra sy ny tany izy, ary ny mole nitondra azy dia lasa nandroso. |