<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 18:24 | And |
Ary Davida nipetraka teo anelanelan' ny vavahady roa; ary ny mpitily niakatra teo ambony vavahady teo amin' ny manda, ka nanopy ny masony, dia nahita, ka indry misy lehilahy iray mihazakazaka. | Nipetraka teo anelanelan' ny vavahady roa Davida. Ary niakatra teo ambonin' ny tafon' ny vavahady, teo ambonin' ny manda ny mpitily, ka nanopy ny masony, dia nahatazana, ka indro lehilahy anankiray mihazakazaka, ka izy irery ihany. |