<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 17:21 | And it came to pass, after they were departed, that they came up out of the well, and went and told king |
Ary nony efa lasa ireo, dia niakatra avy ao amin' ny lavaka fantsakana izy roa lahy, ka lasa nandeha izy, dia nanambara tamin' i Davida mpanjaka hoe: Miaingà, ka mità faingana ny rano; fa izany no hevitra nataon' i Ahitofela hamelezana anareo. | Rahefa lasa izy ireo, dia niakatra avy eo an-davaka fantsakàna kosa izy roa lahy, ka nandeha nampandre izany tamin' i Davida mpanjaka. Hoy izy ireo tamin' i Davida: Mitsangàna hianareo, ka mità faingana ny ony, fa izao sy izao no hevitra nomen' i Akitofela hamelezana anareo. | Après leur départ, |