<-
->

2Sm / 2Sam 17:17 Now Jonathan and Ahimaaz stayed by Enrogel; for they might not be seen to come into the city: and a wench went and told them; and they went and told king David. Ary Jonatana sy Ahimaza nitoetra tao En-rogela; fa tsy sahy niseho tao an-tanàna izy; ary nisy ankizivavy anankiray nivoivoy nanambara taminy; dia lasa nandeha nanambara tany amin' i Davida mpanjaka kosa izy roa lahy. Nitoetra tao En-Rogela Jonatasy sy Akimaasa fa ny ankizivavy no nivoivoy nilaza tamin' izy ireo, ary izy ireo kosa no nandeha nanambara izany tamin' i Davida mpanjaka. Yehonatân et Ahimaaç étaient postés à la source du Foulon : une servante viendrait les avertir et eux-mêmes iraient avertir le roi David, car ils ne pouvaient pas se découvrir en entrant dans la ville.