<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 16:2 | And the king said unto |
Ary hoy ny mpanjaka tamin' i Ziba: Ahoana no hevitrao amin' ireto? Dia hoy Ziba: Ny boriky dia ho an' ny ankohonan' ny mpanjaka itaingenany; ary ny mofo sy ny voankazo masaka fahavaratra hohanin' ny zatovo; ary ny divay hosotroin' izay reraka any an-efitra. | Dia hoy Davida tamin' i Sibà: Hataonao inona avy ireo? Ka hoy ny navalin' i Sibà: Ny ampondra ho an' ny ankohonan' ny mpanjaka, hitaingenany, ny mofo amam-boankazo hihinanan' ny zatovo, ary ny divay hisotroan' izay reraka any an' efitra. | Le roi demanda à |