<-
->

2Sm / 2Sam 13:36 And it came to pass, as soon as he had made an end of speaking, that, behold, the king' s sons came, and lifted up their voice and wept: and the king also and all his servants wept very sore. Ary nony efa voalazany izany teny izany, dia indreo, tonga ny zanakalahin' ny mpanjaka, ary nanandratra ny feony izy ka nitomany; ary ny mpanjaka sy ny mpanompony dia mba nitomany mafy dia mafy koa. Vao tapitra ny teniny, dia tonga ny zanaky ny mpanjaka, ary nanandra-peo nitomany izy ireo ka nirotsaka be dia be koa ny ranomason' i Davida mbamin' ny mpanompony rehetra. Il achevait à peine de parler que les fils du roi entrèrent, et ils se mirent à crier et à pleurer; le roi aussi et tous ses officiers pleurèrent très fort.