<-
->

2Sm / 2Sam 13:30 And it came to pass, while they were in the way, that tidings came to David, saying, Absalom hath slain all the king' s sons, and there is not one of them left. Ary raha mbola teny an-dalana izy ireo, dia tonga tao amin' i Davida ny filazana hoe: novonoin' i Absaloma avokoa ny zanakalahin' ny mpanjaka, ka tsy nasiany miangana na dia iray akory aza. Mbola teny an-dàlana izy ireo, dia efa tonga tao amin' i Davida sahady ny filazana hoe: Novonoin' i Absaloma tsy nasiany iray niangana ny zanakalahin' ny mpanjaka rehetra! Comme ils étaient en chemin, cette rumeur parvint à David : " Absalom a tué tous les fils du roi, il n' en reste pas un seul! "