<-
->

2Sm / 2Sam 13:3 But Amnon had a friend, whose name was Jonadab, the son of Shimeah David' s brother: and Jonadab was a very subtil man. Fa Amnona nanan-tsakaiza, Jonadaba no anarany, zanak' i Simea, rahalahin' i Davida; ary Jonadaba dia olona fetsy loatra. Nanan-tsakaiza anankiray atao hoe Jonadaba Amnona; zanak' i Semaa rahalahin' i Davida izy io, ary lehilahy fetsy loatra Jonadaba. Mais Amnon avait un ami nommé Yonadab, fils de Shiméa, frère de David, et Yonadab était un homme très avisé.