<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 12:7 | And |
Dia hoy Natana tamin' i Davida: Hianao no izy. Izao no lazain' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Izaho nanosotra anao ho mpanjakan' ny Isiraely ka namonjy anao ho afaka tamin' ny tànan' i Saoly; | Dia hoy Natàna tamin' i Davida: Tsy iza fa hianao izany olona izany. Ka izao no lazain' ny Tompo Andriamanitr' Israely: Nanosotra anao ho mpanjaka amin' Israely aho, ary nanafaka anao tamin' ny tànan' i Saola; |