<-
->

2Sm / 2Sam 12:20 Then David arose from the earth, and washed, and anointed himself, and changed his apparel, and came into the house of the Lord, and worshipped: then he came to his own house; and when he required, they set bread before him, and he did eat. Dia niarina tsy nandry tamin' ny tany intsony Davida ary nandro sy nihosotra diloilo ary nanova ny fitafiany, dia nankao amin' ny tranon' i Jehovah ka niankohoka; ary dia nody tany an-tranony izy ka niantso mba hisy handroso hanina eo anoloany, dia nihinana izy. Dia niarina tamin' ny tany Davida ka nandro, nihosotra diloilo sy nanova fitafiana, dia nankao an-tranon' ny Tompo izy ary niankohoka. Nony nody tao an-tranony izy nangataka horosoana sakafo dia nihinana. Alors David se leva de terre, se baigna, se parfuma et changea de vêtements. Puis il entra dans le sanctuaire de Yahvé et se prosterna. Rentré chez lui, il demanda qu' on lui servît de la nourriture et il mangea.