<-
->

2Sm / 2Sam 12:15 And Nathan departed unto his house. And the Lord struck the child that Uriah' s wife bare unto David, and it was very sick. Ary Natana nody tany an-tranony. Ary Jehovah namely ny zaza izay nateraky ny vadin' i Oria tamin' i Davida, ka dia narary be ny zaza. Dia lasa nankany an-tranony Natana. Ary nasian' ny Tompo ny zaza nateraky ny vadin' i Oria, tamin' i Davida, ka nandraiki-narary mafy. Et Natân s' en alla chez lui. Yahvé frappa l' enfant que la femme d' Urie avait donné à David, et il tomba gravement malade.