<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 12:13 | And |
Dia hoy Davida tamin' i Natana: Efa nanota tamin' i Jehovah aho. Ary hoy kosa atana tamin' i Davida: Jehovah efa nanaisotra ny helokao, ka tsy ho faty ianao. | Dia hoy Davida tamin' i Natàna: Nanota tamin' ny Tompo aho! Fa hoy kosa Natàna tamin' i Davida: Navelan' ny Tompo ny helokao, ka tsy ho faty hianao. |