<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 11:11 | And |
Fa hoy Oria tamin' i Davida: Ny fiara sy ny Isiraely ary ny Joda mitoetra amin' ny trano rantsan-kazo; ary Joaba tompoko sy ny mpanompon' ny tompoko mitoby any an-tsaha, ka izaho kosa va hody any an-tranoko hihinana sy hisotro ary handry amin' ny vadiko? Raha velona koa ianao, ary raha velona koa ny ainao, tsy hanao izany aho. | Dia hoy ny navalin' i Oria tamin' i Davida: Ny fiara sy Israely mbamin' i Jodà, mitoetra an-day; Joaba tompoko sy ny mpanompon' ny tompoko, mitoby any an-tsaha foana, ary izaho ve dia hody any an-tranoko hihinana sy hisotro ary handry amin' ny vadiko? Marina amin' ny ainao sy ny ain' ny fanahinao raha hanao izany aho! |