<-
->

2Sm / 2Sam 10:7 And when David heard of it, he sent Joab, and all the host of the mighty men. Ary nony ren' i Davida izany, dia naniraka an' i Joaba sy ny miaramila rehetra izy, dia ny lehilahy mahery. Ren' i Davida izany, ka mba nalefany kosa Joaba sy ny miaramila rehetra, lehilahy voafantina. L' ayant appris, David envoya Joab avec toute l' armée, les preux.