<-
->

2Sm / 2Sam 10:2 Then said David, I will shew kindness unto Hanun the son of Nahash, as his father shewed kindness unto me. And David sent to comfort him by the hand of his servants for his father. And David' s servants came into the land of the children of Ammon. Ary hoy Davida: Hanisy soa an' i Hanona, zanak' i Nahasy, aho, toy ny soa nataon-drainy tamiko. Ary Davida naniraka ny mpanompony hitsapa alahelo azy ny amin-drainy. Ary tonga tany amin' ny tanin' ny taranak' i Amona ny mpanompon' i Davida. Ary hoy Davida: Hampiseho fankasitrahana amin' i Hanona zanak' i Naasa aho, toy ny nampisehoan-drainy fankasitrahana tamiko. Dia nampitondra fitsapana alahelo azy noho ny amin-drainy Davida tamin' ny alàlan' ny mpanompony. Nony tonga tany amin' ny tanin' i Amona ny mpanompon' i Davida, David se dit : " J' aurai pour Hanûn, fils de Nahash, les mêmes bontés que son père a eues pour moi ", et David envoya ses serviteurs lui présenter des condoléances au sujet de son père. Mais lorsque les serviteurs de David arrivèrent au pays des Ammonites,