<-
->

Gen / Jen 8:21 And the Lord smelled a sweet savour; and the Lord said in his heart, I will not again curse the ground any more for man' s sake; for the imagination of man' s heart is evil from his youth; neither will I again smite any more every thing living, as I have done. Dia nandre ny hanitra ankasitrahana Jehovah, ka hoy Izy tam-pony: Tsy mba hanozona ny tany intsony noho ny amin' ny olona Aho; fa ny fisainan' ny fon' ny olona dia ratsy hatramin' ny fahazazany; ary tsy mba handringana ny velona rehetra intsony Aho tahaka izay nataoko. Dia nandre hanitra mahafinaritra Iaveh ka Iaveh nanao anakampo hoe: Tsy hanozona intsony ny tany aho noho ny olona; fa ratsy hatramin' ny fahatanorany ny fisainan' ny fon' ny olombelona; ary tsy mba hamono ny zavatra manan' aina rehetra toy izay nataoko izay intsony aho. Yahvé respira l' agréable odeur et il se dit en lui-même : Je ne maudirai plus jamais la terre à cause de l' homme, parce que les desseins du coeur de l' homme sont mauvais dès son enfance; plus jamais je ne frapperai tous les vivants comme j' ai fait.