<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 50:17 | So shall ye say unto |
ka nanao hoe: Izao no holazainareo amin' i Josefa: Mamela re ny fahadisoan' ny rahalahinao sy ny fahotany, fa efa nanao ratsy taminao izy; eny, mamela ankehitriny ny fahadisoan' ny mpanompon' ny Andriamanitry ny rainao. Dia nitomany Josefa, raha niteny taminy izy ireo. | nanao hoe: Izao no holazainareo amin' i Josefa: Avelao lahy ny heloka amam-pahotan' ireo rahalahinao, fa nahavita ratsy taminao izy. Nefa mifona aminao aho ankehitriny, avelao re ny heloky ny mpanompon' ny Andriamanitry ny rainao. Nitomany Josefa nandre izany teny izany. | Vous parlerez ainsi à |