<-
->

Gen / Jen 49:33 And when Jacob had made an end of commanding his sons, he gathered up his feet into the bed, and yielded up the ghost, and was gathered unto his people. Ary rehefa vitan' i Jakoba ny hafatra nataony tamin' ny zananilahy rehetra, dia navonkiny teo am-parafara ny tongony, dia niala aina izy ka voangona any amin' ny razany. Nony avy nametraka ny didiny tamin' ireo zanany lahy Jakoba, navonkiny teo am-parafara ny tongony dia niala aina izy, ka voangona any amin' ny razany. Lorsque Jacob eut achevé de donner ses instructions à ses fils, il ramena ses pieds sur le lit, il expira et fut réuni aux siens.