<-
->

Gen / Jen 49:25 Even by the God of thy father, who shall help thee; and by the Almighty, who shall bless thee with blessings of heaven above, blessings of the deep that lieth under, blessings of the breasts, and of the womb: Avy amin' ny Andriamanitry ny rainao, ka Izy hamonjy anao avy amin' ny Tsitoha, ka Izy hitahy anao: Dia fitahiana avy amin' ny lanitra any ambony, sy fitahiana avy amin' ny lalina, izay mamitsaka any ambany, ary fitahiana avy amin' ny nono sy ny kibo. Avy any amin' Andriamanitry ny rainao - hitahy anao anie izy! Sy avy any amin' ilay mahefa ny zavatra rehetra - hanisy soa anao anie izy! No hahazoanao ny tso-drano avy amin' ny lanitra ambony, Ny tso-drano avy amin' ny hantsana lalina ambany, Ny tso-drano avy amin' ny nono aman-kibon-dreny, par le Dieu de ton père, qui te secourt, par El Shaddaï qui te bénit : Bénédictions des cieux en haut, bénédictions de l' abîme couché en bas, bénédictions des mamelles et du sein,