<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 48:20 | And he blessed them that day, saying, In thee shall |
Dia nitso-drano azy tamin' izany andro izany izy ka nanao hoe: Hianao no hitsofan' ny Isiraely rano hoe: Hataon' Andriamanitra tahaka an' i Efraima sy tahaka an' i Manase anie ianao. Ary Efraima no nataony alohan' i Manase. | Dia nitso-drano azy ireo izy, tamin' izany andro izany, ka nanao hoe: Aminao no hitsofan' Israely rano, hoe: Hataon' Andriamanitra tahaka an' i Efraima sy Manase anie hianao. Toy izany no nanaovany an' i Efraima ho alohan' i Manase. | En ce jour-là, il les bénit ainsi : Soyez en bénédiction dans |