<-
->

Gen / Jen 46:25 These are the sons of Bilhah, which Laban gave unto Rachel his daughter, and she bare these unto Jacob: all the souls were seven. Ireo no zanakalahin' i Bila, izay nomen' i Labana an-dRahely zananivavy, ary ireo no naterak' i Jakoba; fito no isan' izy rehetra. Ireo no zanakalahin' i Balà, ilay nomen' i Labana an-dRasela zanany vavy, ireo no naterany tamin' i Jakoba. Fito izy rehetra. Tels sont les fils de Bilha, donnée par Laban à sa fille Rachel; elle enfanta ceux-là à Jacob, en tout sept personnes.