<-
->

Gen / Jen 46:22 These are the sons of Rachel, which were born to Jacob: all the souls were fourteen. Ireo no zanakalahin-dRahely, izay naterany tamin' i Jakoba; efatra ambin' ny folo ny isan' izy rehetra. Ireo no zanakalahin-dRasela naterany tamin' i Jakoba. Efatra ambin' ny folo izy rehetra. Tels sont les fils que Rachel enfanta à Jacob, en tout quatorze personnes.