<-
->

Gen / Jen 43:23 And he said, Peace be to you, fear not: your God, and the God of your father, hath given you treasure in your sacks: I had your money. And he brought Simeon out unto them. Ary hoy izy: Matokia ianareo, fa aza matahotra; Andriamanitrareo, dia Andriamanitry ny rainareo, no nanome anareo harena tao anatin' ny lasakanareo; ny volanareo dia efa tonga tatý amiko ihany. Dia namoaka an' i Simeona ho eo aminy izy. Ka hoy izy taminy: Ho aminareo anie ny fiadanana, fa aza matahotra na inona na inona. Ny Andriamanitrareo, ny Andriamanitry ny rainareo no nanome anareo rakitra teo anaty lasakanareo. Fa ny volanareo efa nomena ahy. Dia nentiny nankeo amin' izy ireo Simeona. Mais il répondit : Soyez en paix et n' ayez pas peur ! C' est votre Dieu et le Dieu de votre père qui vous a mis un trésor dans vos sacs à blé; votre argent m' est bien parvenu et il leur amena Siméon.