<-
->

Gen / Jen 42:38 And he said, My son shall not go down with you; for his brother is dead, and he is left alone: if mischief befall him by the way in the which ye go, then shall ye bring down my gray hairs with sorrow to the grave. Ary hoy Jakoba: Tsy hidina hiaraka aminareo ny zanako; fa maty ny rahalahiny, ary izy irery ihany no sisa, ary raha hisy loza hanjo azy any amin' ny lalana izay halehanareo, dia hampidininareo any amin' ny fiainan-tsi-hita amin' alahelo ny volo fotsiko. Fa hoy izy: Tsy hiara-midina aminareo ny zanako. Ny rahalahiny efa maty, izy irery no sisa. Ka raha hidiran-doza any amin' ilay làlan-kalehanareo any izy, dia hampidininareo any amin' ny fonenan' ny maty, amin' alahelo, ny voloko fotsy. Mais il reprit : Mon fils ne descendra pas avec vous : son frère est mort et il reste seul. S' il lui arrivait malheur dans le voyage que vous allez entreprendre, vous feriez descendre dans l' affliction mes cheveux blancs au shéol.