<-
->

Gen / Jen 42:18 And Joseph said unto them the third day, This do, and live; for I fear God: Ary nony tamin' ny andro fahatelo dia hoy Josefa taminy: Izao no ataovy, dia ho velona ianareo; fa izaho matahotra an' Andriamanitra: Nony tamin' ny andro fahatelo, dia hoy Josefa tamin' izy ireo: Izao no ataovy, dia ho velona hianareo, fa matahotra an' Andriamanitra aho: Le troisième jour, Joseph leur dit : Voici ce que vous ferez pour avoir la vie sauve, car je crains Dieu :