<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 4:22 | And |
Ary Zila kosa niteraka an' i Tobala-kaina, mpanefy fiasana maranitra, na varahina na vy; ary ny anabavin' i Tobala-kaina dia Nama. | Selà kosa niteraka an' i Tobal-Kaina izay mpanefy fiasana maranitra isan-karazany na varahina na vy. Ny anaran' ny anabavin' i Tobal-Kaina dia Noema. | De son côté, |