<-
->

Gen / Jen 39:2 And the Lord was with Joseph, and he was a prosperous man; and he was in the house of his master the Egyptian. Ary Jehovah nomba an' i Josefa, dia lehilahy nambinina izy; ary nitoetra tao an-tranon' ilay Egyptiana tompony izy. Nomban' ny Tompo Josefa, ka nahazoam-panambinana tamin' ny zavatra rehetra izy; nonina tao an-tranon' ny Ejipsiana tompony izy. Or Yahvé assista Joseph, à qui tout réussit, et il resta dans la maison de son maître, l'Égyptien.