<-
->

Gen / Jen 37:2 These are the generations of Jacob. Joseph, being seventeen years old, was feeding the flock with his brethren; and the lad was with the sons of Bilhah, and with the sons of Zilpah, his father' s wives: and Joseph brought unto his father their evil report. Ary izao no tantaran' i Jakoba: Rehefa fito ambin' ny folo taona Josefa, dia niara-niandry ondry tamin' ny rahalahiny izy (fa mbola zaza izy), dia tamin' ny zanak' i Bila sy ny zanak' i Zilpa, vadin' i Jakoba rainy; ary Josefa nitati-bolana tamin-drainy. Izao no tantaran' i Jakoba: Rahefa fito ambin' ny folo taona Josefa, dia niara-niandry ondry tamin' ny rahalahiny. Noho izy mbola zaza, tafaraka tamin' ireo zanak' i Balà sy tamin' ireo zanak' i Zelfah vadin-drainy; ka nanambara tamin-drainy ny tati-bolan-dratsy momba azy ireo Josefa. Voici l' histoire de Jacob. Joseph avait dix-sept ans. Il gardait le petit bétail avec ses frères, - il était jeune, - avec le fils de Bilha et les fils de Zilpa, femmes de son père, et Joseph rapporta à leur père le mal qu' on disait d' eux.