<-
->

Gen / Jen 36:6 And Esau took his wives, and his sons, and his daughters, and all the persons of his house, and his cattle, and all his beasts, and all his substance, which he had got in the land of Canaan; and went into the country from the face of his brother Jacob. Dia nentin' i Esao ny vadiny sy ny zananilahy sy ny zananivavy sy ny olona rehetra tao an-tranony sy ny omby aman' ondriny sy ny biby fiompiny rehetra, mbamin' ny fananany rehetra izay efa nohariny tany amin' ny tany Kanana, ka dia lasa nankany amin' izay tany hialana eo anatrehan' i Jakoba rahalahiny. Ary nentin' i Esao ny vadiny, ny zanany lahy, ny zanany vavy; ny olona rehetra teo an-tranony, ny biby fiompiny, ny bibiny rehetra, mbamin' ny fananany rehetra nohariny tany Kanaana, ka lasa izy nankany amin' ny tany anankiray lavitra an' i Jakoba rahalahiny. Ésaü prit ses femmes, ses fils et ses filles, toutes les personnes de sa maison, son bétail et toutes ses bêtes de somme, bref tout le bien qu' il avait acquis au pays de Canaan, et il partit pour le pays de Séïr, loin de son frère Jacob.