<-
->

Gen / Jen 36:13 And these are the sons of Reuel; Nahath, and Zerah, Shammah, and Mizzah: these were the sons of Bashemath Esau' s wife. Ary izao no zanakalahin' i Regoela: Nahata sy Zera sy Sama ary Miza; ireo no zanakalahin' i Basemata, vadin' i Esao. Izao kosa no zanakalahin-dRahoely: Nahata, Zara, Sammà, ary Mezà. Ireo no zanakalahin' i Basemata, vadin' i Esao. Voici les fils de Réuel : Nahat, Zérah, Shamma, Mizza. Tels furent les fils de Basmat, la femme d'Ésaü.