<-
->

Gen / Jen 34:13 And the sons of Jacob answered Shechem and Hamor his father deceitfully, and said, because he had defiled Dinah their sister: Ary ny zanak' i Jakoba namaly an' i Sekema sy Hamora rainy tamin' ny fitaka ka nisaroro azy noho ny nandotoany an' i Dina anabaviny; Saroro no navalin' ny zanak' i Jakoba an' i Sikema sy Hemora, rainy, noho ny nandotoan' i Sikema an' i Dinà, anabavin' izy ireo, Les fils de Jacob répondirent à Sichem et à son père Hamor et ils parlèrent avec ruse, parce qu' il avait déshonoré leur soeur Dina.