<-
->

Gen / Jen 31:49 And Mizpah; for he said, The Lord watch between me and thee, when we are absent one from another. Ary nataony hoe Mizpa koa izy, fa hoy izy: Jehovah hitazana ahy sy ianao, rehefa tsy mifankahita isika. dia atao hoe Mitsipà koa ny anarany, satria hoy Labana: Iaveh hanao andry maso ahy sy hianao, rahefa tafasaraka tsy mifankahita isika. et Miçpa, parce qu' il dit : Que Yahvé soit un guetteur entre moi et toi, quand nous ne serons plus en vue l' un de l' autre.