<-
->

Gen / Jen 31:46 And Jacob said unto his brethren, Gather stones; and they took stones, and made an heap: and they did eat there upon the heap. Ary hoy Jakoba tamin' ireo havany: Manangòna vato; dia naka vato izy, ka nataony antontany; ary dia nihinana teo anilan' ny antontam-bato izy rehetra. ka hoy izy tamin' ireo rahalahiny: Manangòna vato. Dia naka vato izy ireo nataony fanataovana; ka nihinana teo ambonin' ny fanataovana izy rehetra. Et Jacob dit à ses frères : Ramassez des pierres. Ils ramassèrent des pierres et en firent un monceau et ils mangèrent là, sur le monceau.