<-
->

Gen / Jen 31:22 And it was told Laban on the third day that Jacob was fled. Ary tamin' ny andro fahatelo dia nisy nanambara tamin' i Labana fa lasa nandositra Jakoba. Tamin' ny andro fahatelo dia nisy nilaza tamin' i Labana fa lasa nitsoaka Jakoba. Le troisième jour, on apprit à Laban que Jacob s'était enfui.