<-
->

Gen / Jen 30:42 But when the cattle were feeble, he put them not in: so the feebler were Laban' s, and the stronger Jacob' s. Fa raha osaosa kosa ny ondry aman' osy, dia tsy mba napetrany teo ireny; ka dia ny osaosa no an' i Labana, fa ny matanjaka kosa no an' i Jakoba. fa raha osaosa kosa ny ondry dia tsy mba nataony tao ireny; ka dia ny zanak' ondry osaosa no an' i Labana, fa ny matanjaka kosa an' i Jakoba. Quand les bêtes étaient chétives, il ne les mettait pas, et ainsi ce qui était chétif fut pour Laban, ce qui était robuste fut pour Jacob.