<-
->

Gen / Jen 29:23 And it came to pass in the evening, that he took Leah his daughter, and brought her to him; and he went in unto her. Kanjo nony hariva dia naka an' i Lea zananivavy izy ka nitondra azy ho any amin' i Jakoba; dia nanambady azy Jakoba. Nony hariva ny andro, dia Lià, zanany vavy, no nalainy, nentiny tao amin' i Jakoba, ka niraisan' i Jakoba. Mais voici qu' au soir il prit sa fille Léa et la conduisit à Jacob; et celui-ci s' unit à elle ! -