<-
->

Gen / Jen 27:36 And he said, Is not he rightly named Jacob? for he hath supplanted me these two times: he took away my birthright; and, behold, now he hath taken away my blessing. And he said, Hast thou not reserved a blessing for me? Dia hoy Esao: Moa tsy mandia va ny anarany hoe Jakoba? fa efa namingana ahy indroa izy izao: ny fizokiako efa nalainy; ary, indro, ankehitriny lasany koa ny tso-dranoko. Ary hoy kosa izy: Tsy mba nitahiry tso-drano ho ahy va ianao? Ka hoy Esao: Noho ny nanaovana azy hoe Jakoba va no nanonganany ahy indroa izao? Efa naka ny fizokiako izy, ary inty indray ankehitriny, naka ny tso-dranoko koa. Dia hoy koa izy: Tsy mba misy tso-drano natokanao ho ahy va? Ésaü reprit : Est-ce parce qu' il s' appelle Jacob qu' il m' a supplanté ces deux fois ? Il avait pris mon droit d' aînesse et voilà maintenant qu' il a pris ma bénédiction ! Mais, ajouta-t-il, ne m' as-tu pas réservé une bénédiction ?