<-
->

Gen / Jen 27:25 And he said, Bring it near to me, and I will eat of my son' s venison, that my soul may bless thee. And he brought it near to him, and he did eat: and he brought him wine and he drank. Ary hoy kosa Isaka: Arosoy eto anoloako ary izato hazan' ny zanako hihinanako, mba hitsofan' ny fanahiko rano anao. Ary dia narosony teo anoloany, ka dia nihinana izy; ary nitondrany divay izy, dia nisotro. Dia hoy Isaaka: Arosoy àry hohaniko izato hazan' ny zanako, mba hitsofan' ny fanahiko rano anao. Dia naroson' i Jakoba teo anoloany izany ka nihinana izy; ary notolorany divay koa; ka nisotro. Isaac reprit : Sers-moi et que je mange de la chasse de mon fils, afin que mon âme te bénisse. Il le servit et il mangea, il lui présenta du vin et il but.