<-
->

Gen / Jen 26:29 That thou wilt do us no hurt, as we have not touched thee, and as we have done unto thee nothing but good, and have sent thee away in peace: thou art now the blessed of the Lord. fa tsy hanisy ratsy anay ianao, tahaka ny tsy nanendrenay anao akory, sy tahaka ny tsy nanaovanay na inona na inona taminao afa-tsy ny soa ihany, fa efa nampandehaninay soa aman-tsara ianao. Fa ianao ankehitriny efa notahin' i Jehovah. Aoka hianiana hianao fa tsy hanisy ratsy anay, araka ny tsy nikasihanay anao akory, na nanaovanay na inona na inona taminao afa-tsy ny soa ihany, fa efa nampandehaninay soa aman-tsara hianao. Ary hianao izao no ilay hasoavin' ny Tompo. jure de ne nous faire aucun mal, puisque nous ne t' avons pas molesté, que nous ne t' avons fait que du bien et t' avons laissé partir en paix. Maintenant, tu est un béni de Yahvé.