<-
->

Gen / Jen 25:28 And Isaac loved Esau, because he did eat of his venison: but Rebekah loved Jacob. Ary Isaka tia an' i Esao, satria nankafy ny hazany; fa Rebeka kosa tia an' i Jakoba. Isaaka raiki-pitia an' i Esao, satria nankafy ny haza; fa Rebekà kosa tia an' i Jakoba. Isaac préférait Ésaü car le gibier était à son goût, mais Rébecca préférait Jacob.