<-
->

Gen / Jen 22:14 And Abraham called the name of that place Jehovahjireh: as it is said to this day, In the mount of the Lord it shall be seen. Ary ny anaran' izany tany izany dia nataon' i Abrahama hoe Jehovah-jire; dia izany no anaovana mandraka ankehitriny ny hoe: Any an-tendrombohitra no hisehoan' i Jehovah. Ary nataon' i Abrahama hoe Iaveh-Iereh ny anaran' io fitoerana io. Ary avy amin' izany ilay fitenenan' ny olona mandraka androany hoe: Ho hita ihany izany any an-tendrombohitry ny Tompo. A ce lieu, Abraham donna le nom de Yahvé pourvoit, en sorte qu' on dit aujourd' hui : Sur la montagne, Yahvé pourvoit.