<-
->

Gen / Jen 2:4 These are the generations of the heavens and of the earth when they were created, in the day that the Lord God made the earth and the heavens, Ary izao no tantaran' ny lanitra sy ny tany tamin' ny namoronana azy, dia tamin' ny nanaovan' i Jehovah Andriamanitra ny tany sy ny lanitra: Izao no tantaran' ny lanitra sy ny tany, rehefa voahary izy, rehefa vitan' ny Tompo Andriamanitra ny tany sy ny lanitra. Telle fut l' histoire du ciel et de la terre, quand ils furent créés Au temps où Yahvé Dieu fit la terre et le ciel,