<-
->

Gen / Jen 1:2 And the earth was without form, and void; and darkness was upon the face of the deep. And the Spirit of God moved upon the face of the waters. Ary ny tany dia tsy nisy endrika sady foana; ary aizina no tambonin' ny lalina. Ary ny fanahin' Andriamanitra nanomba tambonin' ny rano. Tsy nisy endrika sady foana ny tany; ny aizina nanarona ny hantsana ary ny fanahin' Andriamanitra nisonenika tambonin' ny rano. Or la terre était vide et vague, les ténèbres couvraient l' abîme, un vent de Dieu tournoyait sur les eaux.